|
SANGISANGY ZARY TENANY
Isaky ny maraina amin'ny enina ora sy sasany latsaka dimy (6h25mn) ao amin'ny Radio Madagasikara (RNM) dia misy fandaharana antsoina hoe Sangisangy Zary Tenany izay iandreketan'ny PREA entina indrindra ampafantarana ny olona ny toe-javatra misy eny amin'ireny biraom-panjakana ireny ary hezahan'ny PREA sy ny mpiara miombon'antoka aminy rehetra hatsaraina sy hitondrana vaha olana ho fanavaozana sy fanovana eo amin'ny fomba fiasa sy ny toetsaina ahitana vokatra tsara sy maharitra ary koa hanentanana ny vahoaka hiara misalahy sy mandray anjara hanatsarana ny sehatry ny asa-panjakana sy ny mpiasa ao aminy
[Lire la suite]
SERASERA MOMBA NY FANAVAOZANA SY FANOVANA
Tamin'ny zoma faha 13jona teo dia nisy ny fampitam - baovao mikasika ny fanavaozana sy fanovana eny anivon'ny sehatry ny asa , ny asam-panjakana sy ny mpiasam-bahoaka ary fifaneraserana amin'ny vahoaka niantsoana ireo mpanao gazety izay tonga maro tokoa.
Izany dia nifandrombonan'ny PREA ,NLIM, BIANCO, CSI, RRI....
[Lire la suite]
|