Accueil

Mot du Coordonnateur Général

Actualités

Présentation

Bureaux de gestion

Partenaires

Forum

Documentation

 
 


Partenaires-Maîtres d'ouvrages

ANRE : Agence Nationale de Réalisation de l'E-gouvernance (www.anre.gov.mg)

Autorité de Régulation des Marchés Publics-ARMP (www.armp.mg)

Ecole Nationale d'Administration de Madagascar (ENAM) (www.enam.mg)

Centre Nationale de Formation Administrative (CNFA) (Androhibe)

Ecole Nationale de la Magistrature et des Greffes (ENMG) ()

Direction des Domaines et de Services Fonciers (DDSF) ()

MFPTLS ()

MFB ()

MPRDAT ()

 
 

SANGISANGY ZARY TENANY
Isaky ny maraina amin'ny enina ora sy sasany latsaka dimy (6h25mn) ao amin'ny Radio Madagasikara (RNM) dia misy fandaharana antsoina hoe Sangisangy Zary Tenany izay iandreketan'ny PREA entina indrindra ampafantarana ny olona ny toe-javatra misy eny amin'ireny biraom-panjakana ireny ary hezahan'ny PREA sy ny mpiara miombon'antoka aminy rehetra hatsaraina sy hitondrana vaha olana ho fanavaozana sy fanovana eo amin'ny fomba fiasa sy ny toetsaina ahitana vokatra tsara sy maharitra ary koa hanentanana ny vahoaka hiara misalahy sy mandray anjara hanatsarana ny sehatry ny asa-panjakana sy ny mpiasa ao aminy
[Lire la suite]

SERASERA MOMBA NY FANAVAOZANA SY FANOVANA
Tamin'ny zoma faha 13jona teo dia nisy ny fampitam - baovao mikasika ny fanavaozana sy fanovana eny anivon'ny sehatry ny asa , ny asam-panjakana sy ny mpiasam-bahoaka ary fifaneraserana amin'ny vahoaka niantsoana ireo mpanao gazety izay tonga maro tokoa. Izany dia nifandrombonan'ny PREA ,NLIM, BIANCO, CSI, RRI....
[Lire la suite]

 
 
 

Les points saillants du PGDI

Vous trouvez les efforts du PGDI en matière de Bonne Bouvernance et de l'Efficacité mois de mai 2008
[Lire la suite]

 
© PREA 2007